Тексты и переводы песен /

Miandry foana | 2019

Nandrasako ho tonga maraina gina foana teo aho
Nandroso hisakafo aho ny atoandro nangina ilay seza
Niandry handondona ihany aho ny hariva nandini-baravarana
Tsy tonga ianao tsy tonga ianao nipitrapitra teo aho
Fetiko androany fetiko androany, dia tsy tsaroanao ve?
Sa ninianao hoadinoina tsotr’izao fa inona no antony?
Fandrao dia tsy tianao intsony aho tsy manahy lazao ahy (2)
Raha toa izany raha toa izany hivavaka aho ho antsika
Mahazoa zay rehetrarehetra mety ilaina ianao ny anjarako fa vita
Ny sombin’ny tsara azo avy amiko no iriko ho tehirizinao
Ny soa sy ny tsara azo avy amiko no iriko hovimbininao
Antenaiko ho tonga rahariva ilay kintan-kely anjarako
Fa na handao aho izy ampitso inoako fa hipody indray
Tsy mba toa anao tsy mba toy ny anao manepoka tsy hita
Tsy tonga ianao rehefa tsy tonga ianao tsy hipitrapitra intsony aho

Перевод песни

Я ждал, когда они придут утром, Джина всегда на мне.
Обед я после полудня, тишина сидения,
Жду, чтобы постучаться, я вечером, дверь Нандини,
Не пришла, ты не пришел, ты нипитрапитра, я
Сегодня Фетико, сегодня фетико, разве ты не помнишь?
Или ниньянао хоадиноина просто растворяется, но в чем причина?
Чтобы ты больше не хотел, я не волнуйся, скажи мне (2)
, если это будет молиться, я
Получу поиск rehetrarehetra, который может быть полезен тебе.
Искра добра, что исходит от меня, я желаю tehirizinao
Хорошее, и хорошее исходит от меня, я желаю hovimbininao
Я надеюсь стать рахарива кинтан-маленькая часть,
Что или Оставить я, он на следующий день я думаю, что хиподи снова
Не нравится тебе, не нравится тебе, манепока не нашел,
Не приходи, когда ты не приходишь, ты больше не хипитрапитра.